Ary tamin'izay dia niditra koa ny mpianatra anankiray izay tonga taloha teo amin'ny fasana, ary nahita ka nino. Fa tsy mbola fantany ny Soratra Masina fa tsy maintsy hitsangana amin'ny maty Jesosy.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fahagagana
Fa Jesosy nijery azy...
Paka
Ary ny anjely namaly...
Fitsanganana amin'ny maty
Hoy Jesosy taminy: Izaho...
Mahatakatra
Antsoy Aho, dia hovaliako...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Izay mandinika ny teny no hahita soa;Ary izay matoky an'i Jehovah no ho sambatra.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao rehetra,Fa aza miankina amin'ny fahalalanao;
Maneke Azy amin'ny alehanao rehetra,
Fa Izy handamina ny lalanao.Andinin-teny manaraka !