DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

Jaona 6:62

Mainka raha mahita ny Zanak'olona miakatra ho any amin'izay nitoerany taloha ianareo.
Jaona 6:62 - MG1865

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Jehovah ô, ianao no mipetraka mandrakizay,
eny, ny seza fiandriananao no maharitra hatramin'ny taranaka fara mandimby.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Isaorana anie Andriamanitra, Rain'i Jesosy Kristy Tompontsika, Rain'ny famindram-po sady Andriamanitry ny fampiononana rehetra, Izay mampionona anay amin'ny fahorianay rehetra mba hahaizanay mampionona izay rehetra mitondra fahoriana kosa, anin'ny fampiononana izay ampiononan'Andriamanitra anay.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana