- Fa mahalala ny lalana falehako Izy;
Raha hizahany toetra aho, dia hivoaka tahaka ny volamena.
Ny tongotro nifikitra tamin'ny lalany;
Eny, ny lalany no nizorako tsara, ka tsy nivily aho. - Ny didin'ny molony tsy mba nialako;
Ny tenin'ny vavany noraketiko mihoatra noho ny faniriako.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Lafatra
Izay mandeha tsy misy...
Rariny
Izay fatra-panaraka fahamarinana sy...
Lalàna
Ary aoka ho ao...
Lahateny
Ny mahafaty sy ny...
Fankatoavana
Jesosy namaly ka nanao...
Tenin'Andriamanitra
Izay soratra rehetra nomen'ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Izaho no voaloboka, ianareo no sampany. Izay miray amiko, ary Izaho aminy, dia mamoa be izy; fa raha misaraka amiko kosa ianareo, dia tsy mahay manao na inona na inona.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Inona no hiarovan'ny zatovo ny lalan-kalehany tsy ho voaloto?Ny fitandremana araka ny teninao.Andinin-teny manaraka !
