- Koa na dia ankehitriny aza, hoy Jehovah,
miverena amiko amin'ny fonareo rehetra
ary amin'ny fifadian-kanina sy ny fitomaniana ary ny fitarainana. - Ary ny fonareo no triatriaro,
fa aza ny fitafianareo,
ary miverena amin'i Jehovah Andriamanitrareo;
Fa mamindra fo sy miantra Izy,
mahari-po sady be famindram-po
ary manenina ny amin'ny loza.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiovam-po
Raha ny oloko izay...
Fo
Tandremo ny fonao mihoatra...
Fifadian-kanina
Ary nifady hanina izahay...
Fisaonana
Mitaraina ny marina, ary...
Fahasoavana
Koa aoka isika hanatona...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary Anao koa, ry Tompo ô, ny famindram-po,fa Hianao no mamaly ny olona rehetra araka ny asany avy.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Zaro amin'izay lalana tokony halehany ny zaza,Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany.Andinin-teny manaraka !
