- Aoka tsy hiala amin'ny vavanao ity bokin'ny lalàna ity, fa saintsaino andro aman'alina, hitandremanao hanao araka izay rehetra voasoratra eo; ary amin'izany dia hahalavorary ny lalanao ianao sady hambinina.
- Tsy efa nandidy anao va Aho? Koa mahereza sy matanjaha; aza matahotra na mivadi-po, fa momba anao Jehovah Andriamanitrao amin'izay rehetra alehanao.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Lalàna
Ary aoka ho ao...
Fankatoavana
Jesosy namaly ka nanao...
Fitahiana
Hitahy anao anie Jehovah...
Andriamanitra
Jehovah Andriamanitrao no ao...
Tahotra
Aza matahotra ianao, fa...
Fankaherezana
Ary Jehovah no mandeha...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Izay hamaly ny olona rehetra araka ny asany avy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Endrey, tsara sady mahafinaritraRaha ny mpirahalahy no miara-monina.Andinin-teny manaraka !
