- Indro, miakatra ho any Jerosalema isika; ary ny Zanak'olona hatolotra ho amin'ireo lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna, dia hohelohiny ho faty Izy ka hatolony amin'ny jentilisa mba hataony ho fihomehezana sy hokapohiny sy hohomboany amin'ny hazo fijaliana; ary amin'ny andro fahatelo dia hatsangana indray Izy.
- Fa tsy mba ho toy izany aminareo; fa izay te-ho lehibe aminareo dia ho mpanompo anareo; ary izay te-ho ambony indrindra aminareo dia ho mpanomponareo.
- Fa tahaka izany, ny Zanak'olona tsy tonga mba hotompoina, fa mba hanompo ka hanolotra ny ainy ho avotra hisolo ny maro.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Jesosy
Fa Jesosy nijery azy...
Sorona
Tsy misy manana fitiavana...
Fanompoana
Koa amin'izany, ry rahalahy...
Paka
Ary ny anjely namaly...
Fitsanganana amin'ny maty
Hoy Jesosy taminy: Izaho...
Fanomboana
Ary Izy nitondra ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa Andriamanitra tsy mba tsy marina hanadino ny asanareo sy ny fitiavana izay nasehonareo ho voninahitry ny anarany, raha nanompo ny olona masina ianareo sady mbola manompo ihany.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Andriamanitra no aro sy hery ho antsika;Mpamonjy mora azo indrindra amin'ny fahoriana Izy.Andinin-teny manaraka !
