Ary nandray kapoaka Izy, ka nony efa nisaotra, dia natolony azy ka nataony hoe: Sotroinareo rehetra ity; fa ity no rako, dia ny amin'ny fanekena, izay alatsaka ho an'ny maro ho famelan-keloka.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Divay
Mandehana, hano amin'ny fifaliana...
Rà
Sady nahafaka antsika tamin'ny...
Fifanarahana
Koa aoka ho fantatrao...
Famelàn-keloka
Izay te-ho be fitiavana...
Fahotana
Moa tsy fantatrareo va...
Jesosy
Fa Jesosy nijery azy...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satro-boninahitrao.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Izay te-ho be fitiavana dia manaron-keloka;Fa izay mamohafoha teny mampisaraka ny tena mpisakaiza.Andinin-teny manaraka !