Tsy misy olona mahay manompo tompo roa; fa ny anankiray ho halany, ary ny anankiray ho tiany; na ny anankiray hombany, ary ny anankiray hohamavoiny. Tsy mahay manompo an'Andriamanitra sy Mamôna ianareo.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fanompoana
Koa amin'izany, ry rahalahy...
Vola
Aoka tsy ho amin'ny...
Trosa
Misambotra ny ratsy fanahy...
Fitiavan-karena
Fa tsy nitondra na...
Fitiavan-bola
Izay tia vola tsy...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary hitady Ahy ianareo, dia ho hitanareo Aho, raha katsahinareo amin'ny fonareo rehetra.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Raha be ny ahiahy ato anatikoDia mampifaly ny fanahiko ny fampiononanao.Andinin-teny manaraka !