Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fahotana
Moa tsy fantatrareo va...
Famelàn-keloka
Izay te-ho be fitiavana...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Famonjena
Ary tsy misy famonjena...
Mihaino
Fantatrareo izany, sy rahalahy...
Famindram-po
Koa aoka isika hanatona...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa Hianao, Tompo ô, dia Andriamanitra mamindrà fo sy miantra,Mahari-po sady be famindram-po sy fahamarinana.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Raha mita ny rano ianao, dia homba anao Aho;Ary raha mita ny ony ianao, dia tsy hanafotra anao izy;
Raha mandeha mamaky ny afo ianao, dia tsy ho may,
Ary tsy hirehitra aminao ny lelafo.Andinin-teny manaraka !