DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

Mika 5

Mika 5:1 - MG1865
  • Fa ianao, ry Betlehema Efrata,
    Izay kely tsy tokony ho isan'ny arivon'i Joda akory,
    Dia avy ao aminao no hivoahan'Izay anankiray
    ho Mpanapaka ho Ahy ao amin'ny Isiraely;
    Hatry ny fahagola no efa nivoahany,
    dia hatrizay hatrizay.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Tsy manan-tahotra ny fitiavana; fa ny fitiavana tanteraka mandroaka ny tahotra; fa mampahory ny tahotra. Fa izay matahotra dia tsy mbola tanteraka amin'ny fitiavana.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana, mba ho tanteraka ny olon'Andriamanitra, ho vonona tsara ho amin'ny asa tsara rehetra.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana