Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiarovana
Tafio avokoa ny fiadian'Andriamanitra...
Hatsaram-panàhy
Ary aoka samy halemy...
Filaminana
Fa mahatoky ny Tompo...
Fahatokisana
Matokia an'i Jehovah amin'ny...
Faharetana
Be saina izay mahatsindry...
Tanjaka
Aza matahotra ianao, fa...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ka dia sahy manao hoe isika: "Jehovah no Mpamonjy ahy, ka tsy hatahotra aho; Inona no azon'ny olona atao amiko?"Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Aoka tsy handao anao ny famindram-po sy ny fahamarinana;Afehezo eo am-bozonao izany,
Ary soraty ao amin'ny fonao tahaka ny amin'ny vato fisaka,
Ka dia hahazo fitia sy fahalalana tsara
Eo anatrehan'Andriamanitra sy ny olona ianao.Andinin-teny manaraka !