- Tsara Jehovah,
fiarovana mafy amin'ny andro fahoriana,
Ka mahalala izay mialoka aminy. - Mahari-po Jehovah sady be hery Ary tsy mety manamarina ny meloka; Amin'ny tadio sy ny tafio-drivotra no lalan'i Jehovah. Ary rahona no vovoky ny tongony.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiarovana
Tafio avokoa ny fiadian'Andriamanitra...
Hatsaram-panàhy
Ary aoka samy halemy...
Filaminana
Fa mahatoky ny Tompo...
Fahatokisana
Matokia an'i Jehovah amin'ny...
Faharetana
Be saina izay mahatsindry...
Tanjaka
Aza matahotra ianao, fa...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ka dia sahy manao hoe isika: "Jehovah no Mpamonjy ahy, ka tsy hatahotra aho; Inona no azon'ny olona atao amiko?"Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Zaro amin'izay lalana tokony halehany ny zaza,Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany.Andinin-teny manaraka !
