- Dia hoy izy taminy: Mandehana, hano ny matavy, ary sotroy ny mamy, dia mba anatero anjara izay tsy manan-javatra voavoatra; fa masina ho an'ny Tompontsika ity andro ity; koa aza malahelo ianareo, fa ny fifaliana avy amin'i Jehovah no fiarovana mafy ho anareo.
- Nefa noho ny haben'ny fiantranao dia tsy navelanao ho lany ringana izy ary tsy nafoinao, satria Andriamanitra mamindra fo sy miantra Hianao.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Hanina
Fa mahafa-po ny fanahy...
Manomeza
Aoka ny olona rehetra...
Fifaliana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Fahasoavana
Koa aoka isika hanatona...
Famindram-po
Koa aoka isika hanatona...
Manodidina
Jehovah momba anareo, raha...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Mba homen'Andriamanitr'i Jesosy Kristy Tompontsika, Rain'ny voninahitra, ho anareo ny fanahin'ny fahendrena sy ny fanambarana amin'ny fahalalana Azy tsara.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Izay manafina ny fahotany tsy hambinina;Fa izay mitsotra ka mahafoy azy no hahazo famindram-po.Andinin-teny manaraka !
