Lohahevitra mifandraika amin'izany
Hanina
Fa mahafa-po ny fanahy...
Manomeza
Aoka ny olona rehetra...
Fifaliana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Fahasoavana
Koa aoka isika hanatona...
Famindram-po
Koa aoka isika hanatona...
Manodidina
Jehovah momba anareo, raha...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa mihoatra noho ny zavatra rehetra, ry rahalahiko, aza mianiana, na amin'ny lanitra, na amin'ny tany, na amin'izay fianianana hafa akory aza; fa aoka ny fanaikinareo ho "Eny", ary ny fandànareo ho "Tsia", fandrao hiharan'ny fitsarana ianareo.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Jehovah ô, sitrano aho, dia ho sitrana;Vonjeo aho, dia ho voavonjy;
Fa Hianao no fiderako.Andinin-teny manaraka !