Lohahevitra mifandraika amin'izany
Hanina
Fa mahafa-po ny fanahy...
Manomeza
Aoka ny olona rehetra...
Fifaliana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Fahasoavana
Koa aoka isika hanatona...
Famindram-po
Koa aoka isika hanatona...
Manodidina
Jehovah momba anareo, raha...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary Andriamanitry ny fanantenana anie hameno anareo amin'ny fifaliana sy ny fiadanana rehetra amin'ny finoanareo, mba hitomboanareo amin'ny fanantenana noho ny herin'ny Fanahy Masina.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Hanome saina anao sy hampianatra anao izay lalan-kalehanao Aho;hitsinjo anao ny masoko ka hanolo-tsaina anao Aho.Andinin-teny manaraka !