
- Fa raha izaho kosa, dia ny famindram-ponao no itokiako;
ho faly amin'ny famonjenao ny foko.
Hihira ho an'i Jehovah aho,
satria nanisy soa ahy Izy.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fahatokisana
Matokia an'i Jehovah amin'ny...
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Fo
Tandremo ny fonao mihoatra...
Mihira
Fa izaho kosa dia...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Mifalia amin'ny fanantenana; miareta amin'ny fahoriana; mahareta amin'ny fivavahana.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Tandremo ny fonao mihoatra noho izay rehetra tokony hotandremana;Fa avy ao aminy no ihavian'ny aina.Andinin-teny manaraka !