DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

Salamo 15:2-3

Izay mandeha tsy misy tsiny ary manao izay mahitsy,
sady misaintsaina ny marina ny fony;
Tsy manendrikendrika amin'ny lelany,
sady tsy manisy ratsy ny sakaizany,
ary tsy manao izay hahafa-baraka ny namany.
Salamo 15:2-3 - MG1865

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Ny sasany mitoky amin'ny kalesy, ary ny sasany amin'ny soavaly;
Fa raha izahay kosa, dia ny anaran'i Jehovah Andriamanitray no hoderainay.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Mety manadino ny zanany minono va ny vehivavy ka tsy hamindra fo amin'ny zanaka naloaky ny kibony? Eny, mety manadino ihany izy, Fa Izaho kosa tsy mba manadino anao. Indro, efa vitako tombo-kavatsa eo am-pelatanako ianao, ary ny mandanao dia eo anatrehako mandrakariva.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana