Iza ary izao Mpanjakan'ny voninahitra izao?
Jehovah, Tompon'ny maro,
Izy no Mpanjakan'ny voninahitra.
Jehovah, Tompon'ny maro,
Izy no Mpanjakan'ny voninahitra.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Fanjakana
Moa tsy fantatrareo va...
Manaiky
Na iza na iza...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary Anao koa, ry Tompo ô, ny famindram-po,fa Hianao no mamaly ny olona rehetra araka ny asany avy.