Hisaotra an'i Jehovah lalandava aho;
ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Azy.
ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Azy.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Fitahiana
Hitahy anao anie Jehovah...
Lahateny
Ny mahafaty sy ny...
Fiderana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Farany, mahereza ao amin'ny Tompo sy amin'ny herin'ny faherezany.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Izay tena sakaiza tokoa dia tia amin'ny andro rehetra,Sady miseho ho rahalahy hamonjy amin'ny fahoriana.Andinin-teny manaraka !