DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

Salamo 4:8

Handry amin'ny fiadanana aho, ka dia hatory miaraka amin'izay,
satria Hianao, Jehovah ô, no mampitoetra ahy mitokana irery tsy manana ahiahy.
Salamo 4:8 - MG1865

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Ry olombelona, efa naseho anao izay tsara
Sy izay ilain'i Jehovah aminao,
Dia izao ihany: Ny hanao ny marina sy ny ho tia famindram-po
Ary ny hanaraka an'Andriamanitrao amin'ny fanetren-tena.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Aoka tsy handao anao ny famindram-po sy ny fahamarinana;
Afehezo eo am-bozonao izany,
Ary soraty ao amin'ny fonao tahaka ny amin'ny vato fisaka,
Ka dia hahazo fitia sy fahalalana tsara
Eo anatrehan'Andriamanitra sy ny olona ianao.
Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana