Mangetaheta an'Andriamanitra ny fanahiko, dia Andriamanitra velona;
Rahoviana no ho tonga aho ka hiseho eo anatrehan'Andriamanitra?
Rahoviana no ho tonga aho ka hiseho eo anatrehan'Andriamanitra?

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Aina
Kanefa any ianao no...
Manodidina
Jehovah momba anareo, raha...
Mitady
Ary hitady Ahy ianareo...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary aoka samy halemy fanahy amin'ny namany avy ianareo, ka hifampiantra sy hifamela heloka, tahaka ny namelan'Andriamanitra ny helokareo ao amin'i Kristy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Ankino amin'i Jehovah ny asanao,Dia ho lavorary izay kasainao.Andinin-teny manaraka !