- Tahaka ny diera mihanahana maniry ny rano
an'ony no anirian'ny fanahiko Anao, Andriamanitra ô. - Mangetaheta an'Andriamanitra ny fanahiko, dia Andriamanitra velona;
Rahoviana no ho tonga aho ka hiseho eo anatrehan'Andriamanitra? - Ny lalina miantso ny lalina noho ny firohondrohon'ny riananao;
ny onjanao rehetra sy ny alon-dranonao efa nanafotra ahy. - Jehovah handidy ny famindram-pony nony andro,
ary ho amiko nony alina ny fihirana Azy,
dia vavaka amin'Andriamanitry ny aiko. - Nahoana no mitanondrika ianao, ry fanahiko?
ary nahoana no mitoloko ato anatiko ianao?
Manantenà an'Andriamanitra,
fa mbola hidera Azy ihany aho,
Izy no famonjena ny tavako sady Andriamanitro.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Aina
Kanefa any ianao no...
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Andriamanitra
Jehovah Andriamanitrao no ao...
Faniriana
Fa hoy izaho: Mandehana...
Manodidina
Jehovah momba anareo, raha...
Mitady
Ary hitady Ahy ianareo...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Na dia ny liona tanora aza tsy ampy hanina ka noana.Fa izay mitady an'i Jehovah kosa dia tsy ho orin-java-tsoa akory.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Izay te-ho be fitiavana dia manaron-keloka;Fa izay mamohafoha teny mampisaraka ny tena mpisakaiza.Andinin-teny manaraka !