
- Hampahery ny taranak'i Joda Aho,
Ary ny taranak'i Josefa hovonjeko ka hampodiko,
Satria mamindra fo aminy Aho,
Ka ho toy izay tsy nariako izy;
Fa Izaho no Jehovah Andriamaniny ka hihaino azy.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Tanjaka
Aza matahotra ianao, fa...
Fivavahana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Mihaino
Fantatrareo izany, sy rahalahy...
Mamindra fo
Ary aoka samy halemy...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Tsy manan-tahotra ny fitiavana; fa ny fitiavana tanteraka mandroaka ny tahotra; fa mampahory ny tahotra. Fa izay matahotra dia tsy mbola tanteraka amin'ny fitiavana.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Mahereza, ary aoka hatanjaka ny fonareo,dia ianareo rehetra izay manantena an'i Jehovah.Andinin-teny manaraka !