- Ary izao no teny renay taminy ka ambaranay aminareo: Andriamanitra dia mazava, ary tsy misy maizina akory ao aminy.
- Raha hoy isika: Manana firaisana aminy isika, kanefa mandeha amin'ny maizina, dia mandainga isika ka tsy manao ny marina.
- Fa raha mandeha eo amin'ny mazava isika, tahaka Azy eo amin'ny mazava, dia manana firaisana isika, ary ny ran'i Jesosy Zanany no manadio antsika ho afaka amin'ny ota rehetra.
- Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsi-fahamarinana rehetra.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fahotana
Moa tsy fantatrareo va...
Fahazavana
Mitsangàna, mihazavà, fa tonga...
Fanadiovana
Koa raha manana ireo...
Andriamanitra
Jehovah Andriamanitrao no ao...
Fanaovana ny marina
Anaka, aoka tsy ho...
Fahamarinana
Izay mandeha tsy misy...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Izay mandehandeha manaratsy dia manambara ny hevitra afenina;Fa ny olona mahatoky tsy mba tia lazalaza.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Aoka tsy handao anao ny famindram-po sy ny fahamarinana;Afehezo eo am-bozonao izany,
Ary soraty ao amin'ny fonao tahaka ny amin'ny vato fisaka,
Ka dia hahazo fitia sy fahalalana tsara
Eo anatrehan'Andriamanitra sy ny olona ianao.Andinin-teny manaraka !
