Fa natolotro anareo ho isan'ny zavatra voalohany indrindra ilay noraisiko, dia izao: Kristy maty noho ny fahotantsika araka ny Soratra Masina, dia nalevina, ary natsangana tamin'ny andro fahatelo araka ny Soratra Masina.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fahotana
Moa tsy fantatrareo va...
Sorona
Tsy misy manana fitiavana...
Jesosy
Fa Jesosy nijery azy...
Fitsanganana amin'ny maty
Hoy Jesosy taminy: Izaho...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Kanefa raha izaho, dia fantatro fa velona ny Mpanavotra ahy,ka hitsangana any am-parany eo ambonin'ny vovoka Izy.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Mitadiava an'i Jehovah sy ny heriny,Katsaho mandrakariva ny tavany.Andinin-teny manaraka !