Ary toy izany koa ny vehivavy, hiravaka amin'ny fitafiana mahamendrika mbamin'ny fahamaotinana sy ny fahononan-tena, fa tsy amin'ny volo mirandrana sy ny volamena, na vato soa, na fitafiana saro-bidy, fa amin'ny asa tsara, araka izay mahamendrika ny vehivavy manaiky ny fivavahana amin'Andriamanitra.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Hatsàra
Tsara avokoa izato bikanao...
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Fitiavan-karena
Fa tsy nitondra na...
Hatsaram-panàhy
Ary aoka samy halemy...
Fitafiana
Ary aoka ny firavahanareo...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Raha izay re aho no tsy nanantena hahita ny fahasoavan'i Jehovahamin'ny tanin'ny velona.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Raha mita ny rano ianao, dia homba anao Aho;Ary raha mita ny ony ianao, dia tsy hanafotra anao izy;
Raha mandeha mamaky ny afo ianao, dia tsy ho may,
Ary tsy hirehitra aminao ny lelafo.Andinin-teny manaraka !