- Omeo voninahitra ny mpitondratena izay efa mpitondratena tokoa.
- Fa raha misy tsy mamelona ny azy, indrindra fa ny ankohonany, dia efa nandà ny finoana izy ka ratsy noho ny tsy mino aza.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Manaraka
Ary ny faharoa dia...
Fiaraha-monina
Ary aoka isika hifampandinika...
Mpitondratena
Omeo voninahitra ny mpitondratena...
Ankohonana
Ary aoka ho ao...
Fandraisana
Raha misy maharesy ny...
Zaza
Nefa Jesosy kosa nanao...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ka dia Jehovah no ho fiarovana avo ho an'ny mahantra,ho fiarovana avo amin'ny andro fahoriana Izy.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Nahoana no mitanondrika ianao, ry fanahiko?ary nahoana no mitoloko ato anatiko ianao?
Manantenà an'Andriamanitra,
fa mbola hidera Azy ihany aho,
Izy no famonjena ny tavako sady Andriamanitro.Andinin-teny manaraka !
