DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

12 Novambra 2022

Isaia 53:4 - MG1865
Nitondra ny aretintsika tokoa Izy
sady nivesatra ny fahoriantsika;
kanjo isika kosa nanao azy ho nokapohina
sy nasian'Andriamanitra ary nampahorina.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Maro ny hevitra ao am-pon'ny olona;
Fa ny fisainan'i Jehovah no haharitra.

Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :

Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAndroid-appAo amin'ny tranonkalanao

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Mankanesa atỳ amiko, ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana