DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

21 Novambra 2024

Salamo 24:10 - MG1865
Iza ary izao Mpanjakan'ny voninahitra izao?
Jehovah, Tompon'ny maro,
Izy no Mpanjakan'ny voninahitra.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Hampahafantatra ahy ny lalan'aina Hianao;
fa havokisam-pifaliana no eo anatrehanao,
ary fahafinaretana no eo an-tananao an-kavanana mandrakizay.

Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :

Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAo amin'ny tranonkalanao

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Tsy manao na inona na inona amin'ny fifampiandaniana, na mandrani-tena foana fa amin'ny fanetren-tena dia aoka samy hanao ny namany ho mihoatra noho ny tenany.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana