
Misandrata any ambonin'ny lanitra Hianao, Andriamanitra ô!
aoka ho ambonin'ny tany rehetra ny voninahitrao.
aoka ho ambonin'ny tany rehetra ny voninahitrao.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Lanitra
Fa ny tenan'ny Tompo...
Izao tontolo izao
Aza tia izao tontolo...
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Izaho no voaloboka, ianareo no sampany. Izay miray amiko, ary Izaho aminy, dia mamoa be izy; fa raha misaraka amiko kosa ianareo, dia tsy mahay manao na inona na inona.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Ny fon'ny olona mihevitra tsara ny halehany;Fa Jehovah ihany no mahalavorary ny diany.Andinin-teny manaraka !