
Ampianaro hanao ny sitraponao aho;
Fa Hianao no Andriamanitro;
Aoka ny Fanahinao tsara
no hitarihanao ahy amin'izay tany marina.
Fa Hianao no Andriamanitro;
Aoka ny Fanahinao tsara
no hitarihanao ahy amin'izay tany marina.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Mianatra
Hanome saina anao sy...
Fanahy
Ary ny Tompo izany...
Fankatoavana
Jesosy namaly ka nanao...
Fanahy Masina
Ary ny Tompo izany...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Izaho no voaloboka, ianareo no sampany. Izay miray amiko, ary Izaho aminy, dia mamoa be izy; fa raha misaraka amiko kosa ianareo, dia tsy mahay manao na inona na inona.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Fa na dia tsy mamontsina aza ny aviavy,Ary tsy misy voany ny voaloboka,
Na dia mahadiso fanantenana aza ny oliva,
Ary tsy mahavokatra hohanina ny saha,
Na dia vonoina aza ny ondry ao amin'ny vala,
Ary tsy misy omby ao am-pahitra,
Nefa izaho dia mbola hifaly amin'i Jehovah ihany
Sy hiravoravo amin'Andriamanitry ny famonjena ahy.Andinin-teny manaraka !