DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

22 Janoary 2025

Amosa 5:24 - MG1865
Ary aoka ny fitsarana hanalonalona toy ny rano,
ary ny fahamarinana toy ny renirano tsy mety ritra.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Ary mananatra anareo aho, ry rahalahy, amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika, mba hiray teny ianareo rehetra, ka tsy hisy fisarahana eo aminareo, fa mba ho tafakambana tsara ianareo hiray saina sy hevitra.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana, fahalemem-panahy, fahononam-po; tsy misy lalàna manohitra izany.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana