
Sambatra ny olona izay miantra ka mampisambotra;
Tsy mba ho resy eo am-pitsarana izy.
Tsy mba ho resy eo am-pitsarana izy.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fahalalahan-tanana
Izay manisy soa olona...
Famindram-po
Koa aoka isika hanatona...
Fanaovana ny marina
Anaka, aoka tsy ho...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ankino amin'i Jehovah ny asanao,Dia ho lavorary izay kasainao.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Manopy ny masoko ho amin'ny tendrombohitra aho;Avy aiza ny famonjena ahy?
Ny famonjena ahy dia avy amin'i Jehovah,
Mpanao ny lanitra sy ny tany.Andinin-teny manaraka !