DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

13 Mey 2025

Salamo 51:10 - MG1865
Amorony fo madio aho, Andriamanitra ô;
ary havaozy hiorina marina ny fanahiko ato anatiko.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Ary aza mba ketraka amin'ny fanaovan-tsoa isika; fa amin'ny fotoan'andro no hijinjantsika, raha tsy reraka isika.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Miverena, ka lazao amin'i Hezekia, mpanapaka ny oloko, hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitr'i Davida rainao: Efa nohenoiko ny fitarainanao, ary efa hitako ny ranomasonao; indro, hahasitrana anao Aho, ka raha afaka ampitso dia hiakatra ho ao an-tranon'i Jehovah ianao.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana