
Avia, ka aoka hiondrika sy hiankohoka isika;
Aoka isika handohalika eo anatrehan'i Jehovah, Mpanao antsika.
Aoka isika handohalika eo anatrehan'i Jehovah, Mpanao antsika.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Famoroana izao tontolo izao
Tamin'ny voalohany Andriamanitra nahary...
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Fanetren-tena
Amin'ny fanetren-tena rehetra sy...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Hamindra fo amintsika indray IzyKa hanitsakitsaka ny fahotantsika,
Eny, harianao ho any amin'ny ranomasina lalina ny fahotany rehetra.