DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

12 Jolay 2025

Salamo 37:7 - MG1865
Miantombena tsara miandry an'i Jehovah ianao ka manantenà Azy;
Aza tezitra amin'izay ambinina amin'ny lalany
dia amin'izay olona manao sain-dratsy.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Fa mpiara-miasa amin'Andriamanitra izahay; ary sahan'Andriamanitra sy trano arafitr'Andriamanitra ianareo.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fanjakan'Andriamanitra? Aza mety hofitahina ianareo: fa ny mpijangajanga sy ny mpanompo sampy sy ny mpaka vadin'olona sy ny sodomita sy ny mpangalatra sy ny mpierina sy ny mpimamo sy ny mpanaratsy ary ny mpanao an-keriny dia tsy mba handova ny fanjakan'Andriamanitra.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana