DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

23 Martsa 2026

Salamo 105:4 - MG1865
Mitadiava an'i Jehovah sy ny heriny
Katsaho mandrakariva ny tavany.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Fa indro Ilay mamorona ny tendrombohitra sy manao na rivotra ary mampahafantatra ny olombelona izay heviny, dia Ilay mahatonga ny maraina ho aizina ary mandia ny fitoerana avo amin'ny tany: Jehovah, Andriamanitry ny maro, no anarany.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Ary na inona na inona no ataonareo, dia ataovy amin'ny fo, tahaka ny ho an'ny Tompo, fa tsy ho an'olona, satria fantatrareo fa ny Tompo no handraisanareo ny lova ho valiny; fa manompo an'i Kristy Tompo ianareo.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana