- Ry malala, mangataka aho mba hambinina sy ho salama amin'ny zavatra rehetra anie ianao, tahaka izay anambinana ny fanahinao ihany.
- Tsy manana fifaliana mihoatra noho izao aho, dia ny andrenesako fa mandeha araka ny fahamarinana ny zanako.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fitahiana
Hitahy anao anie Jehovah...
Fivavahana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Aina
Kanefa any ianao no...
Aretina
Misy marary va eo...
Fahasalamana
Fa manompoa an'i Jehovah...
Fifaliana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ho foana ny fikasana, raha tsy misy mpisaina;Fa raha maro ny mpanolo-tsaina, dia tanteraka izany.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Mampahatanjaka ny reraka Izy,ary izay kely hery dia omeny hery be.Andinin-teny manaraka !
