Andinin-teny kisendrasendra momba ny mofo
Ary nandeha namaky ny tanim-bary tamin'ny Sabata Jesosy; ary ny mpianatra dia nanoty ny salohim-bary teny am-pandehanana. Ary ny Fariseo nanao taminy hoe: Indro, nahoana ireo no manao izay tsy mety amin'ny Sabata? Fa hoy Izy taminy: Tsy mbola novakinareo va ny teny milaza ilay nataon'i Davida, raha reraky ny hanoanana izy mbamin'izay nanaraka azy, fa niditra tao an-tranon'Andriamanitra tamin'ny andron'i Abiatara mpisoronabe izy ka nihinana ny mofo aseho, izay mahadiso raha misy homana izany, afa-tsy ny mpisorona ihany, ary nomeny koa izay nanaraka azy? Ary hoy Izy taminy: Ny Sabata no natao ho ny olona, fa tsy ny olona ho an'ny Sabata. ka dia Tompon'ny Sabata aza ny Zanak'olona.
Andinin-teny kisendrasendra momba ny ...
- Andriamanitra
- Faharatsiana
- Fahasoavana
- Fahatokisana
- Fahendresena
- Fahotana
- Famelàn-keloka
- Famonjena
- Fanahy
- Fanahy Masina
- Fanetren-tena
- Fankatoavana
- Fiadanana
- Fiainana
- Fiainana mandrakizay
- Fiankinan-doha
- Fiankohofana
- Fiarovana
- Fifaliana
- Finoana
- Fitahiana
- Fitiavana
- Fitokisana
- Fitoriana ny Filazantsara
- Fivavahana
- Fo
- Hanina
- Izao tontolo izao
- Jesosy
- Lahateny
- Lalàna
- Lanitra
- Mahatakatra
- Manaraka
- Mihaino
- Rariny
- Ray
- Tenin'Andriamanitra
- Valisoa
- Vola
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Ankohonana
Ary aoka ho ao...
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Fivavahana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...