DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

Asan'ny Apostoly 13:47

Fa izao no nandidian'ny Tompo anay: Efa nanendry Anao ho fahazavan'ny jentilisa Aho, Mba ho famonjena hatrany amin'ny faran'ny tany Hianao.
Asan'ny Apostoly 13:47 - MG1865

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Iza ary izao Mpanjakan'ny voninahitra izao?
Jehovah, Tompon'ny maro,
Izy no Mpanjakan'ny voninahitra.

Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :

Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAo amin'ny tranonkalanao

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Hoy Jesosy taminy: Izaho no mofon'aina; izay manatona Ahy tsy mba ho noana, ary izay mino Ahy tsy mba hangetaheta intsony.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana