DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

Hosea 14

  • Mitondrà teny ianareo,
    eny, miverena amin'i Jehovah,
    ka manaova aminy hoe:
    Mamelà ny heloka rehetra,
    ary raiso izay tsara,
    ka dia haterinay ho fanatitra ny molotray.
  • Ry Efraima ô, hataoko inona intsony izay sampy?
    Izaho dia efa nihaino ka nitsinjo anao;
    Tahaka ny hazo kypreso maitso Aho,
    avy amiko no hahazoana ny vokatrao.
    Iza no hendry mba hahafantatra izany zavatra izany?
    Na manan-tsaina mba hahalala izany?
    Fa mahitsy ny lalan'i Jehovah,
    ary ny marina no mizotra eny aminy;
    Fa ny mpanota kosa dia tafintohina eny aminy.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Mitandrema, fandrao manao tsinontsinona na dia ny iray aza amin'ireny madinika ireny ianareo; fa lazaiko aminareo: Ny anjeliny any an-danitra mahita mandrakariva ny tavan'ny Raiko Izay any an-danitra.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Hianareo lehilahy, tiava ny vadinareo, dia tahaka ny nitiavan'i Kristy ny fiangonana ka nanolorany ny tenany hamonjy azy, mba hahamasina azy amin'ny anadiovany azy amin'ny rano fanasana amin'ny teny.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana