Ary Izaho manome azy fiainana mandrakizay, ka tsy ho very izy mandrakizay, ary tsy hisy handrombaka azy amin'ny tanako. Ny Raiko Izay nanome Ahy dia lehibe noho izy rehetra; ary tsy misy mahay mandrombaka amin'ny tanan'ny Ray. Izaho sy ny Ray dia iray ihany.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiainana mandrakizay
Ary Izaho manome azy...
Jesosy
Fa Jesosy nijery azy...
Ray
Tahaka ny fiantràn'ny ray...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Aoka ny masonao hijery mahitsy,Ary ny hodimasonao hibanjina eo anoloanao.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Ny fitahian'i Jehovah no mampanan-karena,Ary tsy azon'ny fisasarana ampiana izany.Andinin-teny manaraka !