- Indrisy, Jehovah Tompo ô! Indro, Hianao no nanao ny lanitra sy ny tany tamin'ny herinao lehibe sy ny sandrinao ahinjitra, ary tsy misy zava-mahagaga izay tsy hainao.
- Indro, Izaho no Jehovah, Andriamanitry ny nofo rehetra; moa misy zava-mahagaga izay tsy haiko va?
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Andriamanitra lehibe
Anao, Jehovah ô, ny...
Famoroana izao tontolo izao
Tamin'ny voalohany Andriamanitra nahary...
Tanjaka
Aza matahotra ianao, fa...
Lanitra
Fa ny tenan'ny Tompo...
Andriamanitra
Jehovah Andriamanitrao no ao...
Fahagagana
Fa Jesosy nijery azy...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa iray no Andriamanitra, ary iray no Mpanalalana amin'Andriamanitra sy ny olona, dia Kristy Jesosy, Izay olona.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Mampahatanjaka ny reraka Izy,ary izay kely hery dia omeny hery be.Andinin-teny manaraka !
