- Tsy ato Izy fa efa nitsangana; tsarovy ny teny izay nataony taminareo, fony Izy mbola tany Galilia, hoe: Ny Zanak'olona tsy maintsy hatolotra eo an-tànan'ny mpanota ka hohomboana amin'ny hazo fijaliana ary hitsangana amin'ny andro fahatelo.
- Efa nitsangana marina tokoa ny Tompo ka efa niseho tamin'i Simona.
- Ary Jesosy nitondra azy hatrany Betania, dia nanandratra ny tànany ka nitso-drano azy. Ary raha mbola nitso-drano azy Izy, dia nisaraka taminy ka nakarina ho any an-danitra.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Jesosy
Fa Jesosy nijery azy...
Fitsanganana amin'ny maty
Hoy Jesosy taminy: Izaho...
Paka
Ary ny anjely namaly...
Fanomboana
Ary Izy nitondra ny...
Fitahiana
Hitahy anao anie Jehovah...
Lanitra
Fa ny tenan'ny Tompo...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Hevero ny goaika; fa tsy mba mamafy na mijinja ireny; ary tsy manana fitoeran-javatra na trano fitehirizana, nefa Andriamanitra mamelona azy; tsy mihoatra lavitra noho ny vorona va ianareo?Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Endrey, tsara sady mahafinaritraRaha ny mpirahalahy no miara-monina.Andinin-teny manaraka !
