
- Ary hoy Izy: Aba, Raiko ô, ny zavatra rehetra hainao; esory amiko ity kapoaka ity; nefa aoka tsy ny sitrapoko anie no hatao, fa ny Anao.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Paka
Ary ny anjely namaly...
Ray
Tahaka ny fiantràn'ny ray...
Jesosy
Fa Jesosy nijery azy...
Sorona
Tsy misy manana fitiavana...
Fankatoavana
Jesosy namaly ka nanao...
Andriamanitra lehibe
Anao, Jehovah ô, ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Izy tokoa no vatolampiko sy famonjena ahy,dia fiarovana avo ho ahy ka tsy hangozohozo loatra aho.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Raha mita ny rano ianao, dia homba anao Aho;Ary raha mita ny ony ianao, dia tsy hanafotra anao izy;
Raha mandeha mamaky ny afo ianao, dia tsy ho may,
Ary tsy hirehitra aminao ny lelafo.Andinin-teny manaraka !