DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

Ohabolana 11:3

Ny fahitsian'ny mahitsy no mitarika azy;
Fa ny faharatsian'ny mpivadika mahatonga fandringanana amin'ny tenany.
Ohabolana 11:3 - MG1865

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Ary Anao koa, ry Tompo ô, ny famindram-po,
fa Hianao no mamaly ny olona rehetra araka ny asany avy.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Aza manahy na inona na inona; fa aoka ny fivavahana sy ny fifonana mbamin'ny fisaorana no ho entinareo manambara ny fangatahanareo amin'Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra. Ary ny fiadanan'Andriamanitra, izay mihoatra noho ny fahalalana rehetra, hiaro ny fonareo sy ny hevitrareo ao amin'i Kristy Jesosy.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana