Fa matoky aho fa na fahafatesana, na fiainana, na anjely, na ireo fanapahana, na zavatra ankehitriny, na zavatra ho avy, na hery, na ny ambony, na ny ambany, na inona na inona amin'izao zavatra ary rehetra izao, dia tsy hahasaraka antsika amin'ny fitiavan'Andriamanitra izay ao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Mpanelanelana
Fa iray no Andriamanitra...
Fahafatesana
Hoy Jesosy taminy: Izaho...
Anjely
Ary ataonao va fa...
Andriamanitra lehibe
Anao, Jehovah ô, ny...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Izay mandinika ny teny no hahita soa;Ary izay matoky an'i Jehovah no ho sambatra.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Ny fo ravoravo mahasalama tsara;Fa ny fanahy kivy mahamaina ny taolana.Andinin-teny manaraka !