- Fa mahafa-po ny fanahy mangetaheta Izy,
Ary ny fanahy noana dia vokisany soa. - Nandefa ny teniny Izy mba hahasitrana azy
Ary nanafaka azy tamin'ny longoa nianjerany.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Hanina
Fa mahafa-po ny fanahy...
Fahasitranana
Fa hoy Jesosy taminy...
Tenin'Andriamanitra
Fa velona sy mahery...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Aiza no hialako amin'ny Fanahinao?Aiza no handosirako tsy ho eo anatrehanao?
Na dia miakatra any an-danitra aza aho dia any Hianao;
Ary na dia manao ny fiainan-tsi-hita ho fandriako aza aho, indro, any Hianao.