- Hidera Anao eny amin'ny firenena maro aho, Jehovah ô,
Ary hankalaza Anao eny amin'ny jentilisa. - Misandrata any ambonin'ny lanitra Hianao, Andriamanitra ô;
Ary aoka ho etỳ ambonin'ny tany rehetra ny voninahitrao.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Izao tontolo izao
Aza tia izao tontolo...
Fiderana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Mihira
Fa izaho kosa dia...
Lanitra
Fa ny tenan'ny Tompo...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...