- Haleloia. Sambatra ny olona izay matahotra an'i Jehovah
Sady mankasitraka ny didiny indrindra. - Sambatra ny olona izay miantra ka mampisambotra;
Tsy mba ho resy eo am-pitsarana izy. - Fa tsy hangozohozo mandrakizay izy;
Hotsarovana mandrakizay ny marina.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Lalàna
Ary aoka ho ao...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanajana
Ny fankahalana ny ratsy...
Fahalalahan-tanana
Izay manisy soa olona...
Famindram-po
Koa aoka isika hanatona...
Fanaovana ny marina
Anaka, aoka tsy ho...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Hianao, Jehovah ô, aza miaro ny antranao tsy ho amiko;aoka ny famindram-ponao sy ny fahamarinanao hiaro ahy mandrakariva.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Nahoana no mitanondrika ianao, ry fanahiko?ary nahoana no mitoloko ato anatiko ianao?
Manantenà an'Andriamanitra,
fa mbola hidera Azy ihany aho,
Izy no famonjena ny tavako sady Andriamanitro.Andinin-teny manaraka !
